Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 2:8
dia toy izany no nahazoto anay, noho ny fitiavanay anareo indrindra; hanome anareo, tsy ny filazantsaran’ Andriamanitra ihany, fa ny ainay koa aza, satria efa malalanay ianareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
7Fa nalemy fanahy teo aminareo izahay, tahaka ny reny mitaiza ny zanany naterany,
Read all of Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 2
Cross References
Luke 7:2Ary ny mpanompon’ ny kapiteny anankiray, izay malalany, dia narary efa ho faty.
Romans 1:11Fa maniry hahita anareo aho hanomezako anareo fahasoavam-panahy ho anareo, mba hampaharezina ianareo,
Romans 10:1Ry rahalahy, ny irin’ ny foko sy ny angatahiko amin’ Andriamanitra ho an’ ireny dia famonjena.
2 Corinthians 6:1Ary izahay mpiara-miasa aminy dia mangataka aminareo koa mba tsy handraisanareo foana ny fahasoavan’ Andriamanitra
2 Corinthians 12:15Ary izaho dia faly indrindra handany sy holanina hahasoa ny fanahinareo, na dia araka ny fitombon’ ny fitiavako anareo aza no fihenan’ ny fitiavanareo ahy.
Philippians 1:8Fa Andriamanitra no vavolombeloko fa manina anareo rehetra indrindra aho amin’ ny famindram-pon’ i Kristy Jesosy.