The Bible Software
bible.software › Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana › Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 3 › Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 3:1

Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 3:1

Ary amin’ izany, raha tsy naharitra intsony izahay, dia nataonay fa mety ny hilaozana hitoetra irery tany Atena,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Wherefore when we could no longer forbear, we thought it good to be left at Athens alone;

In Context

2ka dia nirahinay Timoty, rahalahinay sady mpanompon’ Andriamanitra amin’ ny filazantsaran’ i Kristy, mba hampahery sy hamporisika anareo amin’ ny finoanareo,

Read all of Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 3

Cross References

Jeremiah 20:9Dia hoy izaho: Tsy hanonona Azy aho na hiteny intsony amin’ ny anarany. Nefa izany dia tonga toy ny afo mirehitra ato am-poko, voahidy ato amin’ ny taolako; Ary sasatra ny niaritra aho ka tsy mahazaka.

Acts 17:15Ary izay nanatitra an’ i Paoly dia nitondra azy nankany Atena; ary rehefa nahazo teny holazainy amin’ i Silasy sy Timoty izy mba hankanesan’ izy roa lahy any aminy faingana, dia lasa nandeha ireo.

2 Corinthians 11:29Iza no malemy, ka tsy malemy aho? Iza no tafintohina, ka tsy mirehitra aho?

1 Thessalonians 3:5Ary noho izany izaho koa, raha tsy naharitra intsony, dia naniraka hahafantatra ny finoanareo, fandrao sendra naka fanahy anareo ny mpaka-fanahy, ka ho foana ny nikelezanay aina.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 3:1

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 3Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 3:2 →