The Bible Software
bible.software › Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana › Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 5 › Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 5:18

Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 5:18

Misaora amin’ ny zavatra rehetra; fa izany no sitrapon’ Andriamanitra ao amin’ i Kristy Jesosy ho anareo.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

In every thing give thanks: for this is the will of God in Christ Jesus concerning you.

In Context

17Mivavaha, ka aza mitsahatra.

19Aza mamono ny Fanahy.

Read all of Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 5

Cross References

Job 1:21sady nanao hoe: Nitanjaka no nivoahako avy tany an-kibon’ ineny, ary mitanjaka no hiverenako any; Jehovah no nanome, ary Jehovah no nanaisotra; isaorana anie ny anaran’ i Jehovah

Ephesians 5:20misaotra an’ Andriamanitra Ray mandrakariva noho ny zavatra rehetra, amin’ ny anaran’ i Jesosy Kristy Tompontsika,

Colossians 3:17Ary na inona na inona no ataonareo, na amin’ ny teny, na amin’ ny asa, dia ataovy amin’ ny anaran’ i Jesosy Tompo izany, ka misaora Andriamanitra Ray amin’ ny alalany.

Hebrews 13:15Koa aoka isika hanatitra ny fanati-piderana amin’ ny alalany ho an’ Andriamanitra mandrakariva, dia ny vokatry ny molotra izay manaiky ny anarany.

1 Peter 4:2mba tsy handanianareo ny andro sisa iainanareo amin’ ny nofo araka ny filan’ ny olona intsony, fa araka ny sitrapon’ Andriamanitra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 5:18

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 5:17Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 5Epistily voalohany ho an'ny Tesaloniana 5:19 →