The Bible Software
bible.software › Epistily ho an'ny Efesiana › Epistily ho an'ny Efesiana 5 › Epistily ho an'ny Efesiana 5:20

Epistily ho an'ny Efesiana 5:20

misaotra an’ Andriamanitra Ray mandrakariva noho ny zavatra rehetra, amin’ ny anaran’ i Jesosy Kristy Tompontsika,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Giving thanks always for all things unto God and the Father in the name of our Lord Jesus Christ;

In Context

19ka mifampilazà amin’ ny salamo sy ny fihirana ary ny tonon-kiram-panahy, dia mihira sy mikalo ao am-ponareo ho an’ ny Tompo,

21sady mifanaiky amin’ ny fahatahorana an’ i Kristy,

Read all of Epistily ho an'ny Efesiana 5

Cross References

Psalms 34:1Nataon’ i Davida tamin’ izy nody adala teo anatrehan’ i Abimeleka, dia noroahiny ka lasa nandeha.

John 14:13Ary na inona na inona no hangatahinareo amin’ ny anarako, dia hataoko izany, mba hankalazana ny Ray eo amin’ ny Zanaka.

John 16:23Ary amin’ izany andro izany dia tsy hanontany Ahy na inona na inona ianareo; lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa na inona na inona hangatahinareo amin’ ny Ray dia homeny anareo amin’ ny anarako izany.

1 Corinthians 1:4Misaotra an’ Andriamanitro mandrakariva ny aminareo aho noho ny fahasoavan’ Andriamanitra izay nomena anareo ao amin’ i Kristy Jesosy,

Philippians 1:3Misaotra an’ Andriamanitro amin’ ny fahatsiarovako anareo

Colossians 1:11ary ampahatanjahina amin’ ny hery rehetra araka ny herin’ ny voninahiny ho amin’ ny faharetana rehetra sy ny fandeferana amin’ ny hafaliana,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily ho an'ny Efesiana 5:20

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily ho an'ny Efesiana 5:19Epistily ho an'ny Efesiana 5Epistily ho an'ny Efesiana 5:21 →