The Bible Software
bible.software › Epistily voalohany ho an'i Timoty › Epistily voalohany ho an'i Timoty 3 › Epistily voalohany ho an'i Timoty 3:14

Epistily voalohany ho an'i Timoty 3:14

Izany zavatra izany dia soratako aminao, na dia manantena hankatỳ aminao faingana aza aho;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

These things write I unto thee, hoping to come unto thee shortly:

In Context

13Fa izay efa mahavatra tsara ny asan’ ny diakona dia mahazo toerana tsara ho an’ ny tenany sy fahasahiana be amin’ ny finoana izay ao amin’ i Kristy Jesosy.

15fa raha tratra ela aho, dia ny hahafantaranao izay fitondran-tena mety hatao ao an-tranon’ Andriamanitra, dia ny fiangonan’ Andriamanitra velona, sady andry sy fiorenan’ ny fahamarinana.

Read all of Epistily voalohany ho an'i Timoty 3

Cross References

1 Corinthians 16:5Hankatỳ aminareo aho, rehefa namaky an’ i Makedonia ― fa hamaky an’ i Makedonia aho ―

1 Thessalonians 2:18Koa naniry hankany aminareo indray mandeha amana indroa izahay, dia izaho Paoly; nefa nosakanan’ i Satana izahay.

Philemon 1:22Ary izao koa: Mba anamboary trano hitoerako aho; fa manantena aho fa homena anareo noho ny vavaka ataonareo.

2 John 1:12Manana zavatra maro hosoratana aminareo aho, nefa tsy tiako hatao amin’ ny taratasy sy ny ranomainty izany; fa manantena ho tonga atỳ aminareo aho ka hiteny mifanatrika, mba ho tanteraka ny fifalianareo.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily voalohany ho an'i Timoty 3:14

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily voalohany ho an'i Timoty 3:13Epistily voalohany ho an'i Timoty 3Epistily voalohany ho an'i Timoty 3:15 →