Epistily voalohany ho an'i Timoty 4:15
Mazotoa hihevitra izany zavatra izany, dia mikeleza aina fatratra amin’ izany, mba hiseho amin’ ny olona rehetra ny fandrosoanao.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Meditate upon these things; give thyself wholly to them; that thy profiting may appear to all.
In Context
Read all of Epistily voalohany ho an'i Timoty 4
Cross References
Joshua 1:8Aoka tsy hiala amin’ ny vavanao ity bokin’ ny lalàna ity, fa saintsaino andro aman’ alina, hitandremanao hanao araka izay rehetra voasoratra eo; ary amin’ izany dia hahalavorary ny lalanao ianao sady hambinina.
Psalms 19:14Arovy ny mpanomponao tsy ho azon’ ny ota sahisahy; aoka tsy hanapaka ahy izany; dia ho marina tokoa aho ka tsy hanan-tsiny ny amin’ izay fahadisoana lehibe.
Psalms 63:6Toy ny voky tsoka sy tavy no hahavokisan’ ny fanahiko; ary amin’ ny molotra falifaly no hideran’ ny vavako Anao.
Psalms 104:34Ho maminy anie ny fisainako Azy; Izaho no hifaly amin’ i Jehovah.
Psalms 119:15Ny didinao no hosaintsainiko, Ary hodinihiko ny lalanao.
Psalms 119:48Hasandratro ny tanako ho amin’ ny didinao satria tiako ireny: Hosaintsainiko ny didinao.