The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 119 › Bokin'ny Salamo 119:15

Bokin'ny Salamo 119:15

Ny didinao no hosaintsainiko, Ary hodinihiko ny lalanao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

I will meditate in thy precepts, and have respect unto thy ways.

In Context

14Ny lalan’ ny teni-vavolombelonao no ifaliako, Tahaka ny ifaliako amin’ ny harena rehetra.

16Ny didinao no hiravoravoako: Tsy hohadinoiko ny teninao.

Read all of Bokin'ny Salamo 119

Cross References

Genesis 24:63Ary Isaka nivoaka mba hieritreritra any an-tsaha, rehefa nitehin-ko hariva ny andro; dia nanopy ny masony izy ka nahita fa indrery nisy rameva avy manatona.

Psalms 119:6Dia tsy ho menatra aho, Raha mandinika ny didinao rehetra.

Psalms 119:48Hasandratro ny tanako ho amin’ ny didinao satria tiako ireny: Hosaintsainiko ny didinao.

Psalms 119:97Endrey ny fitiavako ny lalànao! Fisaintsainako mandrakariva izany.

Psalms 119:117Tohàny aho mba ho voavonjy, Ka ho faly hijery ny didinao mandrakariva.

Psalms 119:148Nialoha ny fiambenana amin’ ny alina ny masoko, Mba hisaintsainako ny teninao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 119:15

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 119:14Bokin'ny Salamo 119Bokin'ny Salamo 119:16 →