The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Tantara › Bokin'ny Tantara 6 › Bokin'ny Tantara 6:39

Bokin'ny Tantara 6:39

dia henoy any an-danitra fonenanao ny fivavany sy ny fifonanao ka omeo rariny izy; ary mamelà ny olonao izay efa nanota taminao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Then hear thou from the heavens, even from thy dwelling place, their prayer and their supplications, and maintain their cause, and forgive thy people which have sinned against thee.

In Context

38ka dia miverina aminao amin’ ny fony rehetra sy ny fanahiny rehetra izy ao amin’ ny tany nitondrana azy ho babo ary mivavaka manandrify ny taniny izay nomenao ny razany sy ny tanàna izay nofidinao ary ny trano izay nataoko ho an’ ny anaranao,

40Ankehitriny, ry Andriamanitro ô, mifona aminao aho, aoka hihiratra ny masonao, an aoka ny sofinao hihaino ny vavaka atao amin’ ity fitoerana ity.

Read all of Bokin'ny Tantara 6

Cross References

Psalms 25:18Jereo ny fahoriako sy ny mavesatra amiko, ka mamelà ny fahotako rehetra.

Psalms 85:3Voaisotrao ny heloky ny olonao, Voasaronao ny fahotany rehetra. [Sela.]

Micah 7:18Iza no Andriamanitra tahaka Anao, Izay mamela heloka Sady mandalo ny fahadisoan’ ny sisa amin’ ny lovany? Tsy mitana ny fahatezerany ho mandrakizay Izy, Fa tia famindram-po.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Tantara 6:39

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Tantara 6:38Bokin'ny Tantara 6Bokin'ny Tantara 6:40 →