Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 1:24
Kanefa tsy mihambo ho tompon’ ny finoanareo izahay, fa mpiara-miasa hampandroso ny fifalianareo, satria finoana no itoeranareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Not for that we have dominion over your faith, but are helpers of your joy: for by faith ye stand.
In Context
Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 1
Cross References
Matthew 24:49ka dia mikapoka ny mpanompo namany izy ary mihinana sy misotro amin’ ny mpimamo,
Romans 5:2Tamin’ ny alalany koa no efa nahazoantsika fanatonana amin’ ny finoana ho amin’ izao fahasoavana itoerantsika izao, ka dia aoka isika hifaly amin’ ny fanantenana ny voninahitr’ Andriamanitra.
1 Corinthians 3:5Koa inona moa Apolosy, ary inona moa Paoly? Mpanompo ihany izay nahatonga anareo ho mpino ireo, dia samy araka ny nomen’ ny Tompo azy avy.
2 Corinthians 2:1Fa ninia toy izao tato am-poko aho, dia ny tsy hankatỳ aminareo indray amin’ alahelo.
2 Corinthians 5:7(fa finoana no andehanantsika, fa tsy fahitana);
Philippians 1:25Ary satria matoky izany aho, dia fantatro fa hitoetra sy haharitra eo aminareo rehetra aho hahazoanareo fandrosoana sy fifaliana amin’ ny finoanareo,