Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 1:23
Ary izaho miantso an’ Andriamanitra ho vavolombelona ny amin’ ny fanahiko, fa ny fialàko nenina aminareo ihany no tsy mbola nankanesako tatỳ Korinto.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Moreover I call God for a record upon my soul, that to spare you I came not as yet unto Corinth.
In Context
22Izay nanisy tombo-kase antsika koa ka nanome ny Fanahy ho santatra ato am-pontsika.
Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 1
Cross References
Romans 1:9Fa Andriamanitra, Izay tompoin’ ny fanahiko amin’ ny filazantsaran’ ny Zanany, no vavolombeloko fa tsy mitsahatra mahatsiaro anareo aho, ka mandrakariva, raha mivavaka aho,
1 Corinthians 4:21Inona ary no tianareo? Ho avy aminareo mitondra tsorakazo va aho, sa amin’ ny fitiavana sy ny fahalemem-panahy?
2 Corinthians 1:18Fa raha mahatoky koa Andriamanitra, ny teninay taminareo dia tsy eny sy tsia;
2 Corinthians 10:2Dia mangataka aho mba tsy ho sahy, rehefa tonga, amin’ ny fahatokiana izay kasaiko hahasahiana amin’ ny sasany, izay manao anay ho mandeha araka ny nofo.
2 Corinthians 11:11Nahoana? Satria tsy tiako va ianareo? Andriamanitra no mahalala.
2 Corinthians 12:20Fa matahotra aho, fandrao, rehefa tonga aho, dia hahita anareo ho toy izay tsy tiako, ary ho hitanareo aho ho toy izay tsy tianareo; fandrao hisy fifandirana, fialonana, fiafonafonana, fifampiandaniana, fanaratsiana, fibitsibitsihana, fieboeboana, fikotranana, ―