Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 11:12
Fa izay ataoko no mbola hataoko ihany, mba hampitsaharako ny famelezan’ izay mitady hamely, mba ho hita fa tahaka anay ihany izay amin’ ny izay ireharehany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
11Nahoana? Satria tsy tiako va ianareo? Andriamanitra no mahalala.
Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 11
Cross References
1 Corinthians 5:6Tsy mety ny fireharehanareo. Tsy fantatrareo va fa ny masirasira kely dia mahazo ny vongana rehetra?
2 Corinthians 1:17Koa raha nikasa izany aho, moa nanao kitoatoa va aho? Ary izay zavatra kasaiko, moa kasaiko araka ny nofo va, mba hanaovako eny eny foana, sy tsia tsia foana?
2 Corinthians 10:17Fa izay mirehareha, dia aoka Jehovah no ho reharehany
2 Corinthians 11:18Satria maro no mirehareha araka ny nofo, dia mba hirehareha koa aho.
Galatians 6:13Fa na dia ny tenan’ izy voafora aza dia tsy mitandrina ny lalàna; kanefa tiany ho forana koa ianareo, mba hireharehany amin’ ny nofonareo.
1 Timothy 5:14Koa tiako ny mpitondratena tanora fanahy hanam-bady sy hanana zanaka sy hanapaka ny tranony ka tsy hanome vava ny fahavalo hiteny ratsy.