Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 11:19
Fa sitrakareo ny handefitra amin’ ny adala, satria hendry angaha ianareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For ye suffer fools gladly, seeing ye yourselves are wise.
In Context
18Satria maro no mirehareha araka ny nofo, dia mba hirehareha koa aho.
Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 11
Cross References
1 Corinthians 8:1Ary ny amin’ ny hena aterina amin’ ny sampy, dia fantatsika fa manana fahalalana isika rehetra. Ny fahalalana mampieboebo; fa ny fitiavana no mampandroso.
Revelation 3:17fa hoy ianao: Manan-karena sy efa nihary fananana be aho ka tsy manan-java-mahory; kanjo tsy fantatrao fa ianao no ilay ory sy mahantra sy malahelo sy jamba ary mitanjaka;