Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 11:30
Raha tsy maintsy mirehareha aho, dia izay momba ny fahalemeko no hataoko rehareha.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
If I must needs glory, I will glory of the things which concern mine infirmities.
In Context
29Iza no malemy, ka tsy malemy aho? Iza no tafintohina, ka tsy mirehitra aho?
31Andriamanitra, Rain’ i Jesosy Tompo, Izay isaorana mandrakizay, mahalala fa tsy mandainga aho.
Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 11
Cross References
Proverbs 27:2Aoka ny olon-kafa no hidera anao, fa tsy ny vavanao, Eny, ny vahiny, fa tsy ny molotrao.
1 Corinthians 2:3ary izaho, raha tany aminareo, dia azon’ ny fahalemena sy ny fahatahorana ary ny fangovitana be;
2 Corinthians 12:1Tsy maintsy mirehareha aho, na dia tsy mahasoa aza izany; fa handroso hilaza fahitana sy fanambaran’ ny Tompo aho.
Colossians 1:24Ankehitriny dia mifaly amin’ ny fiaretako ho anareo aho, ary mahatanteraka ao amin’ ny nofoko izay tsy vita tamin’ ny fahorian’ i Kristy ho an’ ny tenany, dia ny fiangonana,