Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 11:31
Andriamanitra, Rain’ i Jesosy Tompo, Izay isaorana mandrakizay, mahalala fa tsy mandainga aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The God and Father of our Lord Jesus Christ, which is blessed for evermore, knoweth that I lie not.
In Context
30Raha tsy maintsy mirehareha aho, dia izay momba ny fahalemeko no hataoko rehareha.
Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 11
Cross References
Psalms 41:13Ary ny amiko, dia manohana ahy amin’ ny fahitsiako Hianao, ka mampitoetra ahy eo anatrehanao mandrakizay.
John 20:17Hoy Jesosy taminy: Aza manendry Ahy; fa tsy mbola niakatra tany amin’ ny Ray Aho; fa mandehana mankany amin’ ny rahalahiko, ka lazao aminy hoe: Miakatra ho any amin’ ny Raiko sy ny Rainareo Aho, ary ho any amin’ Andriamanitro sy Andriamanitrareo.
Romans 1:25ary ny fahamarinan’ Andriamanitra dia nosoloany lainga, ka nanaja sy nanompo ny zavatra natao izy, fa tsy ny Mpanao, Izay isaorana mandrakizay. Amena.
Romans 9:5azy koa ny razana, sady avy taminy araka ny nofo Kristy, Izay ambonin’ izy rehetra, Andriamanitra isaorana mandrakizay. Amena.
2 Corinthians 1:3Isaorana anie Andriamanitra, Rain’ i Jesosy Kristy Tompontsika, Rain’ ny famindram-po sady Andriamanitry ny fampiononana rehetra,
2 Corinthians 11:11Nahoana? Satria tsy tiako va ianareo? Andriamanitra no mahalala.