Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 4:11
Fa izahay izay velona dia atolotra ho amin’ ny fahafatesana mandrakariva noho ny amin’ i Jesosy, mba haseho ao amin’ ny nofonay mety maty koa ny fiainan’ i Jesosy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
12Koa ny fahafatesana no miasa ao aminay, fa ny fiainana kosa ao aminareo.
Read all of Epistily faharoa ho an'ny Korintiana 4
Cross References
Psalms 141:7Toy ny fiasa sy ny fihevo ny tany No nanelezana ny taolanay teo am-bavan’ ny fiainan-tsi-hita.
Romans 8:36Araka ny voasoratra hoe: Fa noho ny aminao no namonoana anay mandrakariva; Toy ny ondry hovonoina no fijery anay.
1 Corinthians 15:49Ary toy ny nitondrantsika ny endriky ny amin’ ny tany no hitondrantsika ny endrik’ ilay any an-danitra koa.
2 Corinthians 5:4Fa isika izao amin’ izao lay izao dia misento noho ny mavesatra antsika, satria tsy tiantsika ny hendahana, fa ny mba hotafiana koa, mba hatelin’ ny fiainana ny mety maty.