The Bible Software
bible.software › Boky voalohan'ny Tantara › Boky voalohan'ny Tantara 10 › Boky voalohan'ny Tantara 10:7

Boky voalohan'ny Tantara 10:7

Ary nony efa tonga tany amin’ ireo ny taratasy, dia naka ny zanakalahin’ ny mpanjaka izy ka namono azy fito-polo lahy, ary nataony tao an-tsobiky ny lohany ka nateriny tany amin’ i Jeho tany Jezirela.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And it came to pass, when the letter came to them, that they took the king’s sons, and slew seventy persons, and put their heads in baskets, and sent him them to Jezreel.

In Context

6Dia nanoratra taratasy taminy indray Jeho nanao hoe: Raha ahy ary ianareo ka hankatò ny teniko, dia tapaho ny lohan’ ireo zanakalahin’ ny tomponareo, ary mankanesa atỳ amiko atỳ Jezirela rahampitso toy izao. Ary izy fito-polo lahy zanaky ny mpanjaka dia tao amin’ ireo lehiben’ ny tanàna, mpitaiza azy.

8Ary tonga ny iraka ka nanambara taminy hoe: Indro, efa nitondra ny lohan’ ny zanakalahin’ ny mpanjaka izy. Ary hoy Jeho: Ampifanongoavy ho roa toko eo anoloan’ ny vavahady mandra-pahamarain’ ny andro.

Read all of Boky voalohan'ny Tantara 10

Cross References

1 Kings 21:19Koa mitenena aminy hoe: Izao no Jazain’ i Jehovah: Efa namono va ianao ka efa naka ho anao koa? Ary ianao dia hiteny aminy hoe: Izao no lazain’ i Jehovah: Ao amin’ ny tany izay nilelafan’ ny alika ny ran’ i Nabota no hilelafan’ ny alika ny rànao, dia ny rànao tokoa.

2 Kings 10:9Ary nony maraina, dia nivoaka Jeho ary nitsangana ka nanao tamin’ ny vahoaka rehetra hoe: Marina ianareo, indro, izaho nikomy tamin’ ny tompoko ka nahafaty azy; fa iza kosa no nahafaty ireto rehetra ireto?

2 Chronicles 21:4Ary raha vao nanjaka tamin’ ny fanjakan’ ny rainy Jehorama, dia nitombo hery izy ka namono ny rahalahiny rehetra mbamin’ ny mpanapaka sasany tamin’ ny Isiraely koa tamin’ ny sabatra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky voalohan'ny Tantara 10:7

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky voalohan'ny Tantara 10:6Boky voalohan'ny Tantara 10Boky voalohan'ny Tantara 10:8 →