bible.software › Boky voalohan'ny Tantara › Boky voalohan'ny Tantara 18 › Boky voalohan'ny Tantara 18:36
Boky voalohan'ny Tantara 18:36
Nefa nangina ny olona, ka tsy nisy namaly azy na dia teny indraim-bava akory aza, satria ny mpanjaka efa nandidy hoe: Aza misy mamaly azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But the people held their peace, and answered him not a word: for the king’s commandment was, saying, Answer him not.
In Context
35Iza moa amin’ ny andriamanitra rehetra amin’ ny tany no efa nahavonjy ny taniny tamin’ ny tanako, koa aiza no hahavonjen’ i Jehovah an’ i Jerosalema amin’ ny tanako?
37Ary Eliakima, zanak’ i Hilkia izay lehiben’ ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak’ i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana, dia niditra nankao amin’ i Hezekia, sady voatriatra ny fitafiany, ary nilaza taminy ny tenin-dRabsake izy.
Read all of Boky voalohan'ny Tantara 18
Cross References
Psalms 39:1Ho an’ ny mpiventy hira. Ho an’ i Jedotona Salamo nataon’ i Davida.
Proverbs 26:4Aza mamaly ny adala araka ny hadalany, Fandrao mba adala tahaka azy koa ianao.
Amos 5:13Koa izay manan-tsaina dia hangina amin’ izao andro izao, fa andro mampahory izao.
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Tantara 18:36