bible.software › Boky voalohan'ny Tantara › Boky voalohan'ny Tantara 3 › Boky voalohan'ny Tantara 3:26
Boky voalohan'ny Tantara 3:26
Ary rehefa hitan’ ny mpanjakan’ i Moaba fa tsy tohany ny ady, dia nitondra fiton-jato lahy nahay sabatra nomba azy izy mba hanivakivaka hitsin’ ny mpanjakan’ i Edoma; nefa tsy afaka izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when the king of Moab saw that the battle was too sore for him, he took with him seven hundred men that drew swords, to break through even unto the king of Edom: but they could not.
In Context
25Dia nandrava ny tanàna izy ary samy nanipy vato tamin’ ny tany soa rehetra ka nahafeno azy, ary nanampina ny loharano rehetra koa izy sady nikapa ny hazo tsara rehetra mandra-paha-tsy nisy vato intsony afa-tsy ny tao Kira-haresa ihany; ary na dia io aza dia nohodidinin’ ny mpandefa antsamotady ka nasiany.
27Ary nalainy ny zanany lahimatoa, izay natao hanjaka handimby azy, ka nateriny ho fanatitra dorana teo ambonin’ ny manda. Dia niharan’ ny fahatezerana mafy ny Isiraely, dia niala taminy ary niverina ho any amin’ ny taniny izy.
Read all of Boky voalohan'ny Tantara 3
Cross References
Amos 2:1Izao no lazain’ i Jehovah: Noho ny fahotana telon’ i Moaba, eny, efatra aza, dia tsy havelako izy, satria nodorany ho sokay ny taolan’ ny mpanjakan’ i Edoma;
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Tantara 3:26