bible.software › Boky voalohan'ny Tantara › Boky voalohan'ny Tantara 3 › Boky voalohan'ny Tantara 3:8
Boky voalohan'ny Tantara 3:8
Ary hoy izy: Aiza ary no lalana halehantsika? Ary izy namaly hoe: Ilay mamaky ny efitr’ i Edoma.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he said, Which way shall we go up? And he answered, The way through the wilderness of Edom.
In Context
7Ary nandeha izy, dia naniraka tany amin’ i Josafata, mpanjakan’ ny Joda, ka nanao hoe: Ny mpanjakan’ i Moaba efa niodina tamiko: koa mba hiaraka amiko va ianao hiady aminy? Ary hoy izy: Eny, handeha aho, fa tahaka ny tenanao ihany aho, ka ny oloko dia olonao, ary ny soavaliko dia soavalinao.
9Dia nandeha ny mpanjakan’ ny Isiraely sy ny mpanjakan’ ny Joda ary ny mpanjakan’ i Edoma; ary nandeha nanodidina lalan-kafitoana izy; ary tsy nisy rano ho an’ ny miaramila sy ny biby fiompy izay nentiny.
Read all of Boky voalohan'ny Tantara 3
Cross References
Numbers 21:4Ary niala tany an-tendrombohitra Hora izy ka nahazo ny lalana mankany amin’ ny Ranomasina Mena hanodidina ny tany Edoma; dia kivy ny fanahin’ ny olona noho ny lalana.
This Verse In Other Editions
Study Boky voalohan'ny Tantara 3:8