Boky voalohan'ny Tantara 6:3
Fa hoy ny anankiray: Masìna ianao, aoka mba hiaraka amin’ ny mpanomponao ho any koa ianao. Ary izy namaly hoe: Handeha ihany aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And one said, Be content, I pray thee, and go with thy servants. And he answered, I will go.
In Context
4Ka dia niaraka taminy izy. Ary nony tonga tany Jordana ireo, dia nikapa hazo.
Read all of Boky voalohan'ny Tantara 6
Cross References
Exodus 33:15Fa hoy Mosesy taminy: Raha tsy handeha ny Tavanao, dia aza mitondra anay hiakatra hiala atỳ.
Judges 19:6Dia nipetraka izy roa lahy ka niara-nihinana sy nisotro; dia hoy ny rain-drazazavavy tamin-dralehilahy: Mba maneke ny handry eto anio alina, ary aoka ho faly ny fonao.
2 Kings 5:23Ary hoy Namàna: Aoka handray talenta roa ianao. Ary nanery azy izy sady namehy talenta volafotsy roa tao anaty kitapo roa mbamin’ ny fitafiana indroa miova, ka nampitondrainy ny zatovony roa lahy izany; ary nitondra izany teo alohany ireo.