Boky voalohan'ny Tantara 9:23
Ary Jorama nampihodina ka nandositra sady niteny tamin’ i Ahazia hoe: Misy fitaka, ry Ahazia.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Joram turned his hands, and fled, and said to Ahaziah, There is treachery, O Ahaziah.
In Context
Read all of Boky voalohan'ny Tantara 9
Cross References
2 Kings 11:14Ary hitany fa, indro, ny mpanjaka nitsangana teo amin’ ny fitoeran’ andriana toy ny fanao, ary ny andriandahy sy ny mpitsoka trompetra dia teo anilan’ ny mpanjaka; ary ny vahoaka rehetra nifaly sady nampaneno ny trompetra; dia nandriatra ny fitafiany Atalia ka niantso hoe: Fikomiana! fikomiana!