The Bible Software
bible.software › Boky voalohan'ny Tantara › Boky voalohan'ny Tantara 9 › Boky voalohan'ny Tantara 9:3

Boky voalohan'ny Tantara 9:3

ary raiso ny tavoara feno diloilo, ka aidino amin’ ny lohany, dia lazao hoe: Izao no lazain’ i Jehovah: Efa nanosotra anao ho mpanjakan’ ny Isiraely Aho. Dia vohay ny varavarana, ka mandosira, fa aza mijanona.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Then take the box of oil, and pour it on his head, and say, Thus saith the LORD, I have anointed thee king over Israel. Then open the door, and flee, and tarry not.

In Context

2ary rehefa mby any ianao, dia izahao Jeho, zanak’ i Josafata, zanak’ i Nimsy, ary midìra, ka manaingà azy hiala amin’ ny namany, ary ento any amin’ ny efi-trano anatiny izy;

4Ary nandeha ilay zatovo, dia ilay zatovon’ ny mpaminany, nankany Ramota-gileada.

Read all of Boky voalohan'ny Tantara 9

Cross References

Exodus 29:7Ary alao ny diloilo fanosorana, ka aidino amin’ ny lohany, dia manosora azy.

1 Samuel 9:16Rahampitso toy izao dia hampandehaniko ho atỳ aminao ny lehilahy anankiray avy amin’ ny tanin’ ny Benjamina, ary hohosoranao ho mpanapaka ny Isiraely oloko izy ka hamonjy azy amin’ ny tanan’ ny Filistina, fa efa nijery ny oloko Aho, satria efa mby etỳ amiko ny fitarainany.

1 Samuel 15:1Ary hoy Samoela tamin’ i Saoly: Jehovah naniraka ahy hanosotra anao ho mpanjakan’ ny Isiraely olony; koa ankehitriny mihainoa ny tenin’ i Jehovah ianao.

1 Samuel 16:2Fa hoy Samoela: Hataoko ahoana no fandeha; fa raha ren’ i Saoly izany, moa tsy hovonoiny va aho? Ary hoy Jehovah: Mitondrà ombivavy kely ianao, ka lazao hoe: Avy hamono zavatra hatao fanatitra ho an’ i Jehovah aho.

1 Kings 19:16Ary Jeho, zanak’ i Nimsy, dia hosory ho mpanjakan’ ny Isiraely; ary Elisa, zanak’ i Safata, avy any Abela-mehola, dia hosory ho mpaminany handimby anao.

2 Chronicles 22:7Ary avy tamin’ Andriamanitra ny loza nanjo an’ i Ahazia tamin’ ny nankanesany tany amin’ i Jorama, fa nony tonga izy, dia niara-nivoaka tamin’ i Jorama mba hitsena an’ i Jeho, zanak’ i Nimsy, izay nohosoran’ i Jehovah handringana ny taranak’ i Ahaba.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Boky voalohan'ny Tantara 9:3

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Boky voalohan'ny Tantara 9:2Boky voalohan'ny Tantara 9Boky voalohan'ny Tantara 9:4 →