Epistily faharoa ho an'ny Tesaloniana 3:12
Ary izay manao toy izany no didianay sy anarinay ao amin’ i Jesosy Kristy Tompo mba hiasa tsara amin’ ny fiadanana ka hihinana izay azy ihany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
13Fa ianareo, ry rahalahy, aza ketraka amin’ ny fanaovan-tsoa.
Read all of Epistily faharoa ho an'ny Tesaloniana 3
Cross References
Proverbs 17:1Tsara ny sombi-mofo maina misy fiadanana Noho ny trano feno hena misy fifandirana.
Luke 11:3Omeo anay isan’ andro izay hanina sahaza ho anay.
1 Thessalonians 4:1Ary farany, ry rahalahy, mangataka aminareo sy mananatra anareo ao amin’ i Jesosy Tompo izahay, mba ho araka ny nandraisanareo taminay izay mety handehananareo sy hanaovanareo ny sitrapon’ Andriamanitra ― dia araka ny andehananareo ihany ― no hitomboanareo bebe kokoa.
2 Thessalonians 3:8ary tsy nihinana foana izay hanin’ olona, fa niasa andro aman’ alina tamin’ ny fikelezan’ aina sy ny fisasarana mba tsy hahavaky tratra na dia iray akory aminareo aza;