Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona 1:13
Nanana zavatra maro hosoratana aho, nefa tsy tiako hosoratana aminao amin’ ny ranomainty sy ny penina;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I had many things to write, but I will not with ink and pen write unto thee:
In Context
14fa manantena hahita anao faingana ihany aho, dia hiteny mifanatrika isika.
Read all of Epistily fahatelo nosoratan'i Jaona 1
Cross References
2 John 1:12Manana zavatra maro hosoratana aminareo aho, nefa tsy tiako hatao amin’ ny taratasy sy ny ranomainty izany; fa manantena ho tonga atỳ aminareo aho ka hiteny mifanatrika, mba ho tanteraka ny fifalianareo.