bible.software › Asan'ny Apostoly › Asan'ny Apostoly 19 › Asan'ny Apostoly 19:39
Asan'ny Apostoly 19:39
Fa raha mitady zavatra hafa kosa ianareo, dia hotsaraina amin’ izay fivoriana voatendrin’ ny lalàna.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But if ye enquire any thing concerning other matters, it shall be determined in a lawful assembly.
In Context
38Koa raha manan-teny hifamaliana amin’ olona Demetrio sy ny mpanefy izay momba azy, aoka hifandahatra izy, fa misy ihany ny andro hitsarana, ary ao ihany koa ireo governora.
40Fa andrao ampangaina isika noho ny tabataba tsy misy antony izay niseho androany, ka tsy hita izay hilazantsika izao fampitairana izao. Ary rehefa nilaza izany izy, dia nampirava ny olona vory teo.
Read all of Asan'ny Apostoly 19
This Verse In Other Editions
Study Asan'ny Apostoly 19:39