bible.software › Asan'ny Apostoly › Asan'ny Apostoly 19 › Asan'ny Apostoly 19:7
Asan'ny Apostoly 19:7
Ary tokony ho roa ambin’ ny folo lahy no isan’ izy rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And all the men were about twelve.
In Context
6Ary rehefa nametrahan’ i Paoly tanana izy, dia nilatsaka taminy ny Fanahy Masìna; ary niteny tamin’ ny teny tsy fantatra izy sady naminany.
8Ary Paoly niditra tao amin’ ny synagoga ka niteny tamin’ ny fahasahiana, dia niady hevitra telo volana ka nampanaiky ny amin’ ny fanjakan’ Andriamanitra.
Read all of Asan'ny Apostoly 19
Cross References
Acts 13:12Ary ny governora, nony nahita izay efa natao, dia nino sady talanjona tamin’ ny fampianaran’ ny Tompo.
This Verse In Other Editions
Study Asan'ny Apostoly 19:7