Asan'ny Apostoly 13:12
Ary ny governora, nony nahita izay efa natao, dia nino sady talanjona tamin’ ny fampianaran’ ny Tompo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then the deputy, when he saw what was done, believed, being astonished at the doctrine of the Lord.
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 13
Cross References
Matthew 27:54Ary ny kapiteny sy ny fehiny, izay niambina an’ i Jesosy, raha nahita ny horohorontany mbamin’ izay zavatra tonga teo, dia raiki-tahotra indrindra ka nanao hoe: Marina tokoa fa Zanak’ Andriamanitra io Lehilahy io.
Luke 7:16Ary raiki-tahotra ny olona rehetra ka nankalaza an’ Andriamanitra hoe: Mpaminany lehibe no efa mitsangana eto amintsika; ary Andriamanitra efa nitsinjo ny olony.
Acts 6:10Fa tsy nahatohitra ny fahendrena sy ny Fanahy izay nitenenany ireo;
Acts 13:49Ary ny tenin’ ny Tompo dia naely eran’ izany tany rehetra izany.
Acts 19:7Ary tokony ho roa ambin’ ny folo lahy no isan’ izy rehetra.
2 Corinthians 10:4(fa tsy avy amin’ ny nofo ny fiadian’ ny tafikay, fa mahery amin’ Andriamanitra handrava fiarovana mafy);