Asan'ny Apostoly 2:15
Tsy mamo araka ny hevitrareo tsy akory ireo, fa vao ora fahatelo ihany izao ny andro.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For these are not drunken, as ye suppose, seeing it is but the third hour of the day.
In Context
16Fa izao ilay nampilazaina an’ i Joela mpaminany hoe:
Read all of Asan'ny Apostoly 2
Cross References
1 Samuel 1:15Dia namaly Hana ka nanao hoe: Tsia, tompoko; vehivavy malahelo fanahy aho, fa tsy nisotro divay na toaka tsy akory, fa mamoaka ny ato am-poko eto anatrehan’ i Jehovah aho.
1 Thessalonians 5:5Fa ianareo rehetra dia zanaky ny mazava sy zanaky ny andro; tsy an’ ny alina na an’ ny maizina isika.