bible.software › Asan'ny Apostoly › Asan'ny Apostoly 2 › Asan'ny Apostoly 2:16
Asan'ny Apostoly 2:16
Fa izao ilay nampilazaina an’ i Joela mpaminany hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But this is that which was spoken by the prophet Joel;
In Context
15Tsy mamo araka ny hevitrareo tsy akory ireo, fa vao ora fahatelo ihany izao ny andro.
17Ary amin’ ny andro farany, hoy Andriamanitra, No handatsahako ny Fanahiko amin’ ny nofo rehetra; Ary ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo haminany, Ary ny zatovonareo hahita fahitana, Ary ny lahiantitrareo hanonofy;
Read all of Asan'ny Apostoly 2
This Verse In Other Editions
Study Asan'ny Apostoly 2:16