Asan'ny Apostoly 2:26
Dia izany no nifalian’ ny foko sy niravoravoan’ ny lelako; Ny nofoko koa hitoetra amin’ ny fanantenana;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Therefore did my heart rejoice, and my tongue was glad; moreover also my flesh shall rest in hope:
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 2
Cross References
Psalms 22:22Vonjeo amin’ ny vavan’ ny liona aho; ary valio ho afaka amin’ ny tandroky ny ombimanga.
Psalms 63:5Toy izany no hisaorako Anao, raha mbola velona koa aho; amin’ ny anaranao no hanandratako ny tanako.