The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Salamo › Bokin'ny Salamo 63 › Bokin'ny Salamo 63:5

Bokin'ny Salamo 63:5

Toy izany no hisaorako Anao, raha mbola velona koa aho; amin’ ny anaranao no hanandratako ny tanako.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

My soul shall be satisfied as with marrow and fatness; and my mouth shall praise thee with joyful lips:

In Context

4Fa tsara noho ny aina ny famindram-ponao; ny molotro hidera Anao.

6Toy ny voky tsoka sy tavy no hahavokisan’ ny fanahiko; ary amin’ ny molotra falifaly no hideran’ ny vavako Anao.

Read all of Bokin'ny Salamo 63

Cross References

Psalms 17:15Fa izaho kosa, dia aoka hahita ny tavanao amin’ ny fahamarinana; aoka ny endrikao no hahafa-po ahy, raha mifoha.

Psalms 43:4Dia hankany amin’ ny alitaran’ Andriamanitra aho, dia any amin’ Andriamanitry ny fifaliako indrindra; ary hidera Anao amin’ ny lokanga aho, ry Andriamanitra ô, dia Andriamanitro.

Psalms 71:23Hihoby ny molotro raha mankalaza Anao; ny fanahiko koa izay efa navotanao;

Psalms 104:33Hihira ho an’ i Jehovah aho, raha mbola velona koa; Hankalaza an’ Andriamanitro aho, raha mbola miaina.

Psalms 118:14Jehovah no heriko sy fiderako. Fa efa famonjena ahy Izy.

Psalms 135:3Miderà an’ i Jehovah, fa tsara Izy; Mankalazà ny anarany, fa mahafinaritra izany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Salamo 63:5

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschCharles SpurgeonScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Salamo 63:4Bokin'ny Salamo 63Bokin'ny Salamo 63:6 →