Asan'ny Apostoly 21:10
Ary raha nitoetra tao andro maro izahay, dia nisy mpaminany anankiray atao hoe Agabo nidina avy tany Jodia.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And as we tarried there many days, there came down from Judaea a certain prophet, named Agabus.
In Context
9Ary izany lehilahy izany dia nanana zanakavavy virijina efatra izay naminany.
Read all of Asan'ny Apostoly 21
Cross References
Acts 11:28Ary nitsangana ny anankiray tamin’ ireny, izay atao hoe Agabo, fa voatsindrin’ ny Fanahy izy ka nilaza fa hisy mosary be eran’ ny tany rehetra. Ary dia tonga izany tamin’ ny andron’ i Klaodio.
Acts 21:4Ary nony nitady ny mpianatra izahay ka nahita azy, dia nitoetra teo hafitoana; ary izy ireo dia voatsindrin’ ny Fanahy hilaza amin’ i Paoly mba tsy hiakatra any Jerosalema.