Asan'ny Apostoly 21:35
Ary rehefa tonga teo amin’ ny ambaratonga izy, dia nobetain’ ny miaramila noho ny fifanosehan’ ny olona;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
36fa ny olona maro nanaraka ka niantso hoe: Vonoy ilehio!
Read all of Asan'ny Apostoly 21
Cross References
Genesis 6:11Ary simba ny tany teo anatrehan’ Andriamanitra sady heni-doza;
Psalms 58:2Moa ny tsi-fitenenana va ataonareo ho filazana ny marina? Mitsara mahitsy va ianareo, ry zanak’ olombelona?
Habakkuk 1:2Jehovah ô, indrisy ny hahelan’ ny efa nitarainako, Nefa tsy nohenoinao! Mitaraina aho hoe: Loza! Nefa tsy vonjenao ihany.