The Bible Software
bible.software › Asan'ny Apostoly › Asan'ny Apostoly 21 › Asan'ny Apostoly 21:36

Asan'ny Apostoly 21:36

fa ny olona maro nanaraka ka niantso hoe: Vonoy ilehio!

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

For the multitude of the people followed after, crying, Away with him.

In Context

35Ary rehefa tonga teo amin’ ny ambaratonga izy, dia nobetain’ ny miaramila noho ny fifanosehan’ ny olona;

37Ary rehefa nentiny tany anati-rova Paoly, dia hoy izy tamin’ ny mpifehy arivo: Mahazo miteny aminao va aho? Dia hoy izy: Mahay teny Grika va ianao?

Read all of Asan'ny Apostoly 21

Cross References

John 19:15Fa niantso ireo hoe: Ento, ento, homboy amin’ ny hazo fijaliana Izy! Hoy Pilato taminy: Hohomboako amin’ ny hazo fijaliana va ny Mpanjakanareo? Ny lohan’ ny mpisorona namaly hoe: Tsy manana mpanjaka afa-tsy Kaisara izahay.

Acts 22:22Ary ny olona nihaino azy hatramin’ izany teny izany, dia nanandratra ny feony ka nanao hoe: Esory amin’ ny tany ilehio, fa tsy tokony hovelomina izy!

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Asan'ny Apostoly 21:36

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)
← Asan'ny Apostoly 21:35Asan'ny Apostoly 21Asan'ny Apostoly 21:37 →