bible.software › Asan'ny Apostoly › Asan'ny Apostoly 21 › Asan'ny Apostoly 21:38
Asan'ny Apostoly 21:38
Moa tsy ianao va ilay Egyptiana, izay nampikomy ny olona fahiny ka nitarika ny efatra arivo lahy mpitondra lefom-pohy nankany an-efitra?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Art not thou that Egyptian, which before these days madest an uproar, and leddest out into the wilderness four thousand men that were murderers?
In Context
37Ary rehefa nentiny tany anati-rova Paoly, dia hoy izy tamin’ ny mpifehy arivo: Mahazo miteny aminao va aho? Dia hoy izy: Mahay teny Grika va ianao?
39Fa hoy Paoly: Izaho Jiosy avy any Tarsosy any Kilikia, tompon-tany amin’ izay tanàna tsy kely laza; koa trarantitra ianao, aoka aho mba hiteny amin’ ny olona.
Read all of Asan'ny Apostoly 21
Cross References
Matthew 24:26Ary amin’ izany, raha misy manao aminareo hoe: Indro, any an-efitra Izy, aza mankany ianareo; Indro, ao amin’ ny efi-trano Izy, aza mino.
1 Corinthians 4:13raha tenenina mafy, dia mamaly teny moramora kosa; atao toy ny faditr’ izao tontolo izao izahay, dia faikan’ ny olona rehetra, mandraka ankehitriny.
This Verse In Other Editions
Study Asan'ny Apostoly 21:38