Asan'ny Apostoly 22:23
Ary raha niantso sy niala lamba ary nanipy vovoka ho amin’ ny rivotra izy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And as they cried out, and cast off their clothes, and threw dust into the air,
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 22
Cross References
Ecclesiastes 10:3Ary koa, raha mandeha eny an-dalambe ny adala, dia levona ny fahalalany, ka milaza tena amin’ ny olona rehetra izy fa adala.
Acts 7:58dia nandroaka azy ho eny ivelan’ ny tanàna ka nitora-bato azy; ary ireo vavolombelona dia nametraka ny fitafiany teo anilan’ ny tongotry ny zatovo anankiray atao hoe Saoly.