bible.software › Asan'ny Apostoly › Asan'ny Apostoly 27 › Asan'ny Apostoly 27:13
Asan'ny Apostoly 27:13
Ary raha nitsoka malemy ny rivotra avy any atsimo, ka nataony fa efa nahazo izay niriny izy, dia niala teo izy ka nandalo akaikikaikin’ i Kreta.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when the south wind blew softly, supposing that they had obtained their purpose, loosing thence, they sailed close by Crete.
In Context
12Ary satria ny fitodian-tsambo teo dia tsy tsara hitoerana amin’ ny ririnina, dia nataon’ ny maro fa tsara raha miala, fandrao mba ho tonga any Foiniksa ahay handany ny ririnina any; fitodian-tsambo any Kreta izany ka manatrika mianatsimo-andrefana sy mianavaratra-andrefana.
14Ary tsy ela rehefa afaka izany, dia nifofofofo nidina avy teo ny tafio-drivotra mahery atao hoe Eorakylona.
Read all of Asan'ny Apostoly 27
Cross References
Job 37:17Hianao izay mahatsiaro ny fitafianao ho mafana, raha migaingaina ny andro azon’ ny rivotra avy any atsimo,
Song of Solomon 4:16Mifohaza, ry rivotra avy any avaratra; avia, ry avy any atsimo, Mitsofa eny an-tsahako hielezan’ ny fofony manitra. Aoka ny malalako hankatỳ an-tanimboliny ka hihinana ny voankazony tsara.
This Verse In Other Editions
Study Asan'ny Apostoly 27:13