Asan'ny Apostoly 27:26
Nefa tsy maintsy fefika ihany eo amin’ ny nosy anankiray isika.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Howbeit we must be cast upon a certain island.
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 27
Cross References
Acts 27:17ary rehefa nakarina izany, dia novahorany manodidina ny sambo; ary natahotra izy, fandrao hihatra any amin’ ilay fasika mandrevo, dia nampidina ny lay, ka navelany handeha ho azy ny sambo.
Acts 28:1Ary rehefa voavonjy izahay, vao fantatray fa Melita no anaran’ ilay nosy.