Asan'ny Apostoly 28:1
Ary rehefa voavonjy izahay, vao fantatray fa Melita no anaran’ ilay nosy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when they were escaped, then they knew that the island was called Melita.
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 28
Cross References
Acts 27:26Nefa tsy maintsy fefika ihany eo amin’ ny nosy anankiray isika.
Acts 27:44ary ny sisa dia samy hanao izay hahafaka azy, na amin’ ny hazo fisaka, na amin’ ny zavatra avy amin’ ny sambo. Dia tonga soa aman-tsara teny an-tanety avokoa izy rehetra.