bible.software › Asan'ny Apostoly › Asan'ny Apostoly 3 › Asan'ny Apostoly 3:7
Asan'ny Apostoly 3:7
Ary noraisiny tamin’ ny tànany ankavanana ralehilahy ka natsangany; dia natanjaka niaraka tamin’ izay ny tongony sy ny kitrokeliny.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he took him by the right hand, and lifted him up: and immediately his feet and ankle bones received strength.
In Context
6Fa hoy Petera: Tsy manana volafotsy na volamena aho, fa izay ananako no omeko anao: Amin’ ny anaran’ i Jesosy Kristy avy any Nazareta, mitsangantsangàna.
8Ary niantsambotra izy ka nijoro, dia nitsangantsangana ary niara-niditra taminy ho eo an-kianjan’ ny tempoly, nitsangantsangana ny niantsambotsambotra sady nidera an’ Andriamanitra.
Read all of Asan'ny Apostoly 3
Cross References
Mark 5:41Dia nandray ny tànan-drazazavavy Izy ka niteny taminy hoe: Talita komy, izany hoe, raha adika: Ry zazavavy, hoy Izaho aminao: Mitsangàna.
Luke 13:13Dia nametraka ny tànany taminy Izy; ary niaraka tamin’ izay dia nitraka ravehivavy sady nankalaza an’ Andriamanitra.
This Verse In Other Editions
Study Asan'ny Apostoly 3:7