Asan'ny Apostoly 5:33
Ary raha nandre izany izy, dia lotika ny fony, ka nihendry hamono azy izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
When they heard that, they were cut to the heart, and took counsel to slay them.
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 5
Cross References
Psalms 37:12Ny ratsy fanahy manao hevi-dratsy hamelezana ny maraina ka mihidy vazana aminy.
Psalms 64:2Henoy ny feoko, raha mitaraina aho, Andriamanitra ô; arovy ny aiko amin’ ny tahotro ny fahavalo.
Matthew 10:25Fa ampy amin’ ny mpianatra, raha tonga tahaka ny mpampianatra azy, ary ny mpanompo, raha tonga tahaka ny tompony. Raha ny tompon-trano no nataony hoe Belzeboba, tsy mainka va ny ankohonany?
Matthew 24:9Ary dia hatolony ho amin’ ny fahoriana ianareo ka hovonoiny; ary ho halan’ ny firenena rehetra ianareo noho ny anarako.
Luke 6:11Dia safotry ny hatezerana izy ireo ka nioko ny amin’ izay hanaovany an’ i Jesosy.
Luke 19:45Ary niditra teo an-kianjan’ ny tempoly Jesosy, dia nandroaka izay nivarotra