Asan'ny Apostoly 8:17
Ary izy roa lahy nametra-tanana taminy, ka dia nandray ny Fanahy Masìna ireo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then laid they their hands on them, and they received the Holy Ghost.
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 8
Cross References
Numbers 8:10Ary ento ny Levita hankeo anatrehan’ i Jehovah; ary ny Zanak’ Isiraely hametraka ny tànany aminy;
Acts 2:4Ary samy feno ny Fanahy Masìna izy rehetra, ka dia niteny tamin’ ny fiteny maro samy hafa, araka ny nampitenenan’ ny Fanahy Masìna azy.
Acts 8:18Ary Simona, nony nahita fa ny fametrahan’ ny Apostoly tanana no nanomezana ny Fanahy Masìna, dia nitondra vola homena azy
Acts 13:3Ary rehefa nifady hanina sy nivavaka ary nametra-tanana taminy izy, dia nandefa azy.
Romans 1:11Fa maniry hahita anareo aho hanomezako anareo fahasoavam-panahy ho anareo, mba hampaharezina ianareo,
1 Timothy 4:14Aza tsy mitandrina ny fanomezam-pahasoavana izay ao anatinao, izay nomena anao tamin’ ny faminaniana sy ny fametrahan-tànan’ ny loholona.