Asan'ny Apostoly 9:28
Ary izy niara-niditra sy nivoaka tamin’ ireo tany Jerosalema,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he was with them coming in and going out at Jerusalem.
In Context
Read all of Asan'ny Apostoly 9
Cross References
2 Samuel 5:2Fa hatry ny fony fahiny ihany koa, raha mbola nanjaka taminay aza Saoly, dia ianao no mpitarika ny Isiraely nivoaka sy niditra; ary Jehovah efa nilaza taminao hoe: Hianao no ho mpiandry ny Isiraely oloko, ary ianao no ho mpanapaka azy.
Psalms 121:8Jehovah hiaro anao, na mivoaka na miditra, Hatramin’ izao ka ho mandrakizay.
Acts 1:21Koa amin’ ireo lehilahy niaraka teto amintsika mandrakariva ireo, raha niditra sy nivoaka tamintsika Jesosy Tompo,