Asan'ny Apostoly 9:36
Ary tany Jopa nisy vehivavy mpianatra atao hoe Tabita, izany hoe, raha adika, Dorkasy; ary be ny asa soa sy ny fiantrana izay nataon’ izany vehivavy izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
35Ary nahita azy izay rehetra nonina tany Lyda sy Sarôna, ka dia niverina ho amin’ ny Tompo.
Read all of Asan'ny Apostoly 9
Cross References
Joshua 19:46sy Me-jarkona sy Rakona ary ny tany tandrifin’ i Jopa.
Ezra 3:7Ary nomeny vola ny mpipai-bato sy ny mpandrafitra, ary ny any Tyro sy ny any Sidona dia nomeny zavatra hohanina sy hosotroina sy diloilo mba hitondrany hazo sedera avy any Libanona hatramin’ ny ranomasina any Jopa, araka ny teny efa azony tamin’ i Kyrosy, mpanjakan’ i Persia.
Song of Solomon 2:9Ny malalako dia tahaka ny gazela na ny diera tanora; Indro, mijanona eo ala-tranonay izy, mitsidika eo am-baravarankely, manarangarana eo amin’ ny makarakara.
Song of Solomon 8:14Mandosira, ry malalako, ary aoka ianao mba ho toy ny gazela na ny diera tanora eny an-tendrombohitry ny zava-manitra.
Matthew 25:17Ary toy izany koa, ilay nandray ny roa dia nahazo roa ho tombony.
John 15:8Izany no ankalazana ny Raiko, mba hamoazanareo be ka ho tonga mpianatro ianareo.