Epistily ho an'ny Kolosiana 3:21
Hianareo ray, aza mampahasosotra ny zanakareo, fandrao mamoy fo izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Fathers, provoke not your children to anger, lest they be discouraged.
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Kolosiana 3
Cross References
Proverbs 3:12Fa izay tian’ i Jehovah no anariny, Dia tahaka ny ataon’ ny ray amin’ ny zanaka tiany.
Ephesians 6:4Ary ianareo ray, aza mampahatezitra ny zanakareo, fa tezao amin’ ny famaizana sy ny fananaran’ ny Tompo izy.
Hebrews 12:5Ary hadinonareo ny fananarana izay milaza aminareo toy ny amin’ ny zanaka hoe: “Anaka, aza atao ho zavatra kely ny famaizana ataon’ i Jehovah, Ary aza reraka, raha resi-lahatry ny anatra ataony ianao;