Bokin'ny Ohabolana 3:12
Fa izay tian’ i Jehovah no anariny, Dia tahaka ny ataon’ ny ray amin’ ny zanaka tiany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For whom the LORD loveth he correcteth; even as a father the son in whom he delighteth.
In Context
11Anaka, aza manamavo ny famaizan’ i Jehovah, Ary aza tofoka amin’ ny fananarany;
13Sambatra izay olona mahita fahendrena Sy izay olona mahazo fahalalana.
Read all of Bokin'ny Ohabolana 3
Cross References
Deuteronomy 8:5Koa aoka ho fantatrao amin’ ny fonao, fa tahaka ny fananaran’ ny olona ny zanany no fananaran’ i Jehovah Andriamanitrao anao.
Proverbs 13:24Izay mitsitsy ny tsorakazony dia tsy tia ny zanany; Fa izay tia zanaka dia manafay azy, raha mbola kely.
Revelation 3:19Izay rehetra tiako no anariko sy faizako; koa dia mazotoa ianao, ka mibebaha.