Bokin'i Daniela 10:3
Tsy nihinana hanim-py aho, sady tsy nanendry hena na divay ny vavako, ary tsy nihosotra diloilo akory aho ambara-pahatapitry ny roatokom-bolana mipaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
2Tamin’ izany andro izany izaho Daniela dia nisaona roatokom-bolana mipaka.
Read all of Bokin'i Daniela 10
Cross References
Job 33:20Ary ny ainy marikorikon-kanina, eny, na dia ny hanim-py aza tsy tian’ ny fanahiny.
Daniel 6:18Ary nisy vato natampina ny vava-lavaka; ary ny mpanjaka nanomboka izany tamin’ ny fanombohan-kaseny sy tamin’ ny fanombohan-kasen’ ny andriandahiny, mba tsy hovana ny teny ny amin’ i Daniela.
Amos 5:11Koa noho ny fanitsakitsahanareo ny mahantra sy ny nampandoavanareo vary azy, dia mba nanao trano vato voapaika ihany ianareo, nefa tsy hitoetra ao aminy; Namboly tanim-boaloboka mahafinaritra ihany ianareo, nefa tsy hisotro ny divay avy aminy.
Matthew 6:17Fa ianao kosa, raha mifady hanina, dia hosory ny lohanao, ary sasao ny tavanao,