Bokin'i Daniela 12:9
Dia hoy izy: Andeha, ry Daniela, fa efa voahorona ny teny sady voaisy tombo-kase mandra-pihavin’ ny andro farany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he said, Go thy way, Daniel: for the words are closed up and sealed till the time of the end.
In Context
Read all of Bokin'i Daniela 12
Cross References
Isaiah 8:16Fehezo ny teni-vavolombelona, Ary asio tombo-kase ny lalàna eo amin’ ny mpianatro.
Daniel 8:26Ary dia marina ny amin’ ireo andro voalaza ireo, nefa ahorony ny fahitana, fa mbola ho andro maro izany.
Revelation 10:4Ary rehefa nikotroka ny kotrokorana fito, dia efa hanoratra aho, kanjo nahare feo avy tany an-danitra aho nanao hoe: Asio tombo-kase izay efa notononin’ ny kotrokorana fito, fa aza soratana.