Bokin'i Daniela 12:8
Ary nandre izany aho, nefa tsy nahafantatra; dia hoy izaho: Tompoko ô, hanao ahoana no hiafaran’ ireo zavatra ireo?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And I heard, but I understood not: then said I, O my Lord, what shall be the end of these things?
In Context
Read all of Bokin'i Daniela 12
Cross References
Daniel 10:14Ary avy hampahafantatra anao izay hanjo ny firenenao any am-parany aho, satria mbola hihatra amin’ izany andro izany ny fahitana.
Luke 18:34Nefa tsy nisy azony akory izany teny izany, fa nafenina taminy izy ka dia tsy fantany izay nolazainy.
Acts 1:7Fa hoy kosa Izy taminy: Tsy anareo ny hahalala ny andro na ny fotoana izay efa notendren’ ny Ray amin’ ny fahefany ihany.