Bokin'i Daniela 4:11
Niantso mafy izy ka nanao hoe: Kapao io hazo io, dia rantsano; ahintsano ny raviny, ary aelezo ny voany; aoka ny biby hipariaka avy eo ambaniny, ary ny vorona hiboridana avy eny amin’ ny rantsany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Cross References
Genesis 11:4Ary hoy izy: Andeha isika hanao tanàna sy tilikambo ho antsika, ka ny tampony hahatakatra ny lanitra, dia hanao izay hahazoantsika laza, fandrao hiely eny ambonin’ ny tany rehetra isika.
Ezekiel 31:5Koa dia nijoroaka ho avo noho ny hazo rehetra any an-tsaha izy, ary nihamaro ny sampany sady nihalava ny rantsany noho ny habetsahan’ ny rano tamin’ ny fisandrahany.
Daniel 4:21izao no heviny, ry mpanjaka, ary izao no tendrin’ ny Avo Indrindra, izay mihatra amin’ itompokolahy mpanjaka: